Entrée | biby fiompy | |
Mots élémentaires | biby ; fiompy | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Biby manampy ny olombelona amin' ny lahasany na ataony sakafo, ka velominy sy karakarainy ary mipetraka tsy lavitra ny fonenany na ao an-tranony mihitsy aza [1.1] | |
Explications en français | Animaux domestiques [1.13] | |
Vocabulaire | Economie: élevage | |
Synonymes | biby manompo | |
Mis à jour le 2023/07/25 |